AWR Malagasy / Malgache artwork

AWR Malagasy / Malgache

1,482 episodes - Malagasy - Latest episode: 1 day ago - ★★★★★ - 1 rating

Daily Radio Programs in Malagasy (Malgache) from Adventist World Radio

Christianity Religion & Spirituality tananarive antananarivo malagasy malagacy malgache madagascar adventiste adventist awr lemur
Homepage Apple Podcasts Google Podcasts Overcast Castro Pocket Casts RSS feed

Episodes

1 - Hafatra ho anao 2 - Fahasalamana 3 - Toroteny 4 - Fanabeazana 5 - Lesona Sekoly Sabata

February 26, 2019 00:00

1 - Mahita an'Andriamanitra indray 2 - Fisorohana ny aretim-pivalanana 3 - Ho avy ho anao Jesosy 4 - Tontolo iainana tsara 5 - Ilay bibdia avy amin'ny tany

1-Hafatra ho anao 2- fahaiza-miaina 3- toriteny 4- Asa sy tontolo iainana 5- Lesona Sekoly Sabata

February 25, 2019 00:00

1- Tara avion 2- Ray aman-dreny manatanteraka izay ilain'ny zatovo 3- Miandrandra hoy Jesosy aminao 4- Natumad - Fomba ahazoana masomboly voafantina I 5- Ny asan'ilay bibidia avy amin'ny ranomasina

1-Hafatra ho anao 2- Sakafo ara-pahasalamana 3- Toriteny 4- Feon'ny mpihaino 5- Lesona Sekoly Sabata

February 24, 2019 00:00

1- Finoana sahy 2- Pain perdu 3- Fanahy sy fahamarinana 4- Raveloamanantsoa Akavandra & Haingo Mandritsara 5- Bibidia avy amin'ny ranomasina

01_Hafatra ho anao - 02_Talilio amiko ny Baiboly - 03_Toriteny - 04_Fianarana Baiboly - 05_Lesona sekoly Sabata

February 23, 2019 00:00

01_Aza matahotrafa fantatry ny mpanjaka ny lalana tokony aleha 02_II Samoel 16 03_Ny fiankohofana tena izy fiz 1 04_Tena misy ny lanitra fiz 2 05_Saana sy ireo mpiara-dia aminy roa

01_Hafatra ho anao - 02_Tsara ho fantatra - 03_Toriteny - 04_fiainam-pianakaviana - 05_Lesona sekoly Sabata

February 22, 2019 00:00

01_Jehovah handamina ny lalanao 02_Andriamanitra fitiavana 03_Zava-mahadomelina vaovao 04_Fahaizana miresaka famintinana fiz 1.2 05_Satana fahavalo efa resy , fianarana fanampiny

01_Hafatra ho anao - 02_Asa sy tontolo iainana - 03_Toriteny - 04_harena ny fahasalamana - 05_Lesona sekoly Sabata

February 21, 2019 00:00

01_Hanefy anao ho mafy ny zava-tsarotra lalovanao 02_Ravina voanjobory 03_Mifamela heloka 04_Beroberoka 05_ireo fitak'i Satana @ andro farany

1 - Hafatra ho anao 2 - Ankizy mahay mankatoa 3- Toriteny 4 - Tanora mandray andraikitra 5 - Lesona Sekoly Sabata

February 20, 2019 00:00

1 - Mifampivavaha mba ho sitrana ianareo 2 - Mino aho fa 3 - 1000 taom-piadanana 4 - Fomba atao hifankazahoana amin'ny Ray aman-dReny 5 - Ady atao amin'ny vahoakan'Andriamanitra

1 - Hafatra ho anao 2 - Fahasalamana 3 - Toriteny 4 - Fanabeazana 5 - Lesona Sekoly Sabata

February 19, 2019 00:00

1 - Araraoty ny mifaly mandrakariva 2 - Fanaovana vakisiny ny zaza 3 - Ireo fitsipika folo mitondra fandriam-pahalemana 4 - Dingam-pivoaran'ny zaza 7 - 12 taona 5 5 - Ilay ady ety an-tany

1-Hafatra ho anao 2- fahaiza-miaina 3- toriteny 4- Asa sy tontolo iainana 5- Lesona Sekoly Sabata

February 18, 2019 00:00

1- Tongava aminao araka izay irinao 2- Fomba fifandraisana fanatanterahana 3- Miantso anao mba hitsahatra kely vetivety Jesosy 4- Voly rakotra 02 (fanamboarana) 5- Ny nandroahana an'i Satana tany an-danitra

1-Hafatra ho anao 2- Sakafo ara-pahasalamana 3- Toriteny 4- Feon'ny mpihaino 5- Lesona Sekoly Sabata

February 17, 2019 00:00

1- Ny lalana mankany amin'ny tsara hizorana 2- Vary amin'ny legume 3- Izaho efa naharesy 4- Raveloamanantsoa Akavandra & Haingo Mandritsara 5- ilay vehivavy sy ny dragona

01_Hafatra ho anao - 02_Talilio amiko ny Baiboly - 03_Toriteny - 04_Fianarana Baiboly - 05_Lesona sekoly Sabata

February 16, 2019 00:00

01_Aza manary toky 02_II Samoela 15 03_Tamin'ny voalohany AndriamanitraFiz 2 04_Tea misy ny lanitra fiz 1 05_SATANA, FAHAVALO EFA RESY

01_Hafatra ho anao - 02_Tsara ho fantatra - 03_Toriteny - 04_Fiainam-pianakaviana - 05_Lesona sekoly Sabata

February 15, 2019 00:00

01_Andriamanitra Ray 02_Ny toetran'Andriamanitrahitovizann'y Baiboly sy ny Coran 03_Sambofiara 04_Mifehy ny fironan'ny saina 05_IREO TRÔMPETRA FITO fianarana fanampiny

01_Hafatra ho anao - 02_Asa sy tontolo iainana - 03_Toriteny - 04_Harena ny fahasalamana - 05_Lesona sekoly Sabata

February 14, 2019 00:00

01_Aza mivesatra samirery 02_Voly tongolo 03_Fantatrao marina ve Jesosy 04_Areti-tenda 05_IREO VAVOLOMBELONA ROA (Apôk. 11:3-6)

1 - Hafatra ho anao 2 - Ankizy mahay mankatoa 3 - Toriteny 4 - Tanora mandray andraikitra 5 - Lesona Sekoly Sabata

February 13, 2019 00:00

1 - Voadio 2 - Mino aho 3 - Sambatra ny firenena II 4 = Naman-dratsy 5 - Mandrefy ny tempoly i Jaona

1 - Hafatra ho anao 2 - Fahasalamana 3 - Toriteny 4 - Fanabeazana 5 - Lesona Sekoly Sabata

February 12, 2019 00:00

1 - Fo vaovao 2 - Sakafon'ny zaza vao teraka hatramin'ny 6 volana 3 - Antomotra ny faran'ny zavatra rehetra 4 - Dingam-pivoaran'ny zaza 7 - 12taona fiz 4 5 - Ilay Anjely nitana boky kely nivelatra

1-Hafatra ho anao 2- fahaiza-miaina 3- toriteny 4- Asa sy tontolo iainana 5- Lesona Sekoly Sabata

February 11, 2019 00:00

1- vavaka no fanantenana 2- Fomba fifandraisana fifampikasohana 3- Mivavaka ho anao Jesosy 4- Voly rakotra 01 (Tombontsoa) 5- Ny hevitr'ireo trompetra

1-Hafatra ho anao 2- Sakafo ara-pahasalamana 3- Toriteny 4- Rindram-peo sy tononkalo 5- Lesona Sekoly Sabata

February 10, 2019 00:00

1- Aza matahotra 2- mofokatsaka amin'ny mananasy 3- Tsy manaja izay masina 4- Manàna finoana fa aza kivy 5- Ny vavaky ny olo-masina

01-Hafatra ho anao - 02_Talilio amiko ny Baiboly - 03_Toriteny - 04_Fianarana Baiboly - 05_Lesona sekoly Sabata

February 09, 2019 00:00

01_Toga Jesosy hitady ireo izay maniry ho vonjena 02_II Samoela 14 03_Tamin'ny voalohany Andriamanitra fiz 1 04_Misy lanjany @ Andriamanitra tokoa ve ny fiainako? fiz 1 05_Ireoo trompetra fito

01_Hafatra ho anao - 02_Tsara ho fantatra - 03_Toriteny - 04-Fiainam-pianakaviana - 05_Lesona sekoly Sabata

February 08, 2019 00:00

01_Miala @ fahazaran-dratsy 02_Vitsika eo @ tontolo iainana 03_Ny firaisantsika 04_fahaizana miresaka fiz 2 05_Ireo 144000 sy ny tombokasehin'Andriamanitra fianarana fanampiny

01_Hafatra ho anao - 02_Asa sy tontolo iainana - 03_Toriteny- 04_Harena ny fahasalamana - 05_Lesona sekoly Sabata

February 07, 2019 00:00

01_Tiava ny namanao tahaka ny tenanao 02_Voly pitipoa 03_Manaiky an'Andriamanitra 04_Famerenan'aina rehefa avy narary 05_Ilay Andriamanitra mamonjy antsika sy ny zanak'ondry

MLGTN_AWRX_20190203_1

February 03, 2019 03:00

MLGTN_AWRX_20190203_1

01_Hafatra ho anao - 02_Talilio amiko ny Baiboly - 03_Toriteny - 04_Fianarana Baiboly - 05_Lesona sekoly Sabata

February 02, 2019 03:00

01_Mahatsiarova ny andro SAbata hanamasina Azy / 02_II Samoela 13 / 03_Soratako ao am-pony ny lalàko / 04_Rehefa ho avy ho anao Jesosy fiz 2 / 05_Ireo 144000 ao @ bokin'ny Apokalypsy sy ny tombokasehin' Andriamanitra

01_Hafatra ho anao - 02_Tsara ho fantatra - 03_Toriteny - 04_Fiainam-pianakaviana - 05_Lesona sekoly Sabata

February 01, 2019 03:00

01_Izay zaka ihany no ampitondrain'Andriamanitra / 02_Ny omby vavy / 03_Tao Getsemane / 04_Fahaizana miresaka / 05_Ny @ ireo tombokase fito izay no vahan'i Jesosy fianrana fanampiny

01_Hafatra ho anao - 02_Asa sy tontolo iainana - 03_Toriteny - 04_Harena ny fahasalamana - 05_Lesona sekoly Sabata

January 31, 2019 03:00

01_Mivavaha ka aza mitsahatra / 02_Ady @ olimpanjeny / 03_Minia tsy mandoto tena / 04_zava-maniry sy sakafo miaro ny ati-doha / 05_Mamaha y tombokasehy faha enina Jesosy

1 - Hafatra ho anao 2 - Ankizy mahay mankatoa 3 - Toriteny 4 - Tanora mandray andraikitra 5 - Lesona Sekoly Sabata

January 30, 2019 03:00

1 - Hitahy anao anie ilay Raintsika ao an-danitra / 2 - Karakaraiko ny tenako / 3 - Maty ve ny maty / 4 - Ny lanjan'ny atao hoe Ray / 5 - Mamaha ny tombokase fahadimy i Jesosy

1 - Hafatra ho anao 2 - Fahasalamana 3 - Toriteny 4 - Fanabeazana 5 - Lesona Sekoly Sabata

January 29, 2019 03:00

1 - Finoana sy asa / 2 - Fambara loza eo amin'ny zaza menavava / 3 - Manolotra ny sarobidy indrindra ho an'i Jesosy / 4 - Alitara ao an-tokatrano / 5 - Mamaha ny tombokase

01_Hafatra ho anao - 02_Fahaiza-miaina - 03_Toriteny - 04_Asa sy tontolo iainana - 05_Lesona sekoly Sabata

January 28, 2019 03:00

01_Mandalo ny eto, mahaiza manararaotra / 02_Ny andraikitra eo @ fiaraha-monina fiz 2 / 03_Jesosy tia mihoatra noho ny rahalahy / 04_Torohevitra ho an'ny taom-pambolena fiz 2 / 05_Mamaha ny tombokase faha roa

01_Hafatra ho anao - 02_Sakafo mahasoa - 03_Toriteny - 04_Feon'ny mpihaino - 05_Lesona sekoly Sabata

January 27, 2019 03:00

01_Mitondra fiadanam-po / 02_Purévoatavo / 03_Manao ahona ny hiverenany? / 04_Temoignage Pst Herman Ankondromena / 05_Mamaha ny tombokase voalohany Jesosy

01_Hafatra ho anao - 02_Talilio amiko ny Baiboly - 03_Toriteny - 04_Fianarana Baiboly - 05_Lesona sekoly Sabata

January 26, 2019 03:00

01_Ataovy @ hafa izay tianao atao aminao / 02_II Samoela12 / 03_Ny didy folo / 04_Rehefa ho avy ho anao Jesosy fiz 1 / 05_IREO TOMBOKASE FITO

01_Hafatra ho anao - 02_Tsara ho fantatra - 03_Toriteny - 04_Fiainam-pianakaviana - 05_Lesona sekoly Sabata

January 25, 2019 03:00

01_Izay tsy hahavery anao no ataony / 02_Ny sifotra / 03_Aiza no tokony hivavahana / 04_Ny reny / 05_MENDRIKA NY HAKA ILAY BOKYNY ZANAK’ONDRY fianarana fanampiny

01_Hafatra ho anao - 02_Asa sy tontolo iainana - 03_Toriteny - 04_Harena ny fahasalamana - 05_Lesona sekoly Sabata

January 24, 2019 03:00

01_Mahaiza mampiasa fotoana / 02_Ny voly voatabia / 03_Natao ho mpanarato olona izay manaraka an'i Jesosy / 04_Ny volo Fiz 2 / 05_NY HEVITRY NY PENTEKOSTA HO ANTSIKA (Asa. 2:32–36)

1 - Hafatra ho anao 2 - Ankizy mahay mankatoa 3 - Toriteny 4 - Tanora mandraay andaraikitra 5 - Lesona Sekoly Sabata

January 23, 2019 03:00

1- Matokia an'i Jehovah fa Izy hanome anao fahombiazana / 2 - Nandresy aho / 3 - Fitsanganana amin'ny maty / 4 - Fomba atao ahitana fahombiazana / 5 - Mendrika haka ilay boky ny zanak' ondry

1 - Hafatra ho anao 2 - Fahasalamana 3 - Toriteny 4 - Fanabeazana 5 - Lesona Sekoly Sabata

January 22, 2019 03:00

1 - Aza laniana amin'ny menomenona sy fijerena ny lafiratsin-javatra ny fiainanao / 2 - Fanomezana ranom-batsy ny zaza vao teraka / 3 - Azo atao ny miala amin'ny aretim-po sy rarintsaina / 4 - Dingam-pivoaran'ny zaza 7 - 12 taona / 5 - Ilay boky voaisy tombokase

1-Hafatra ho anao 2- fahaiza-miaina 3- toriteny 4- Asa sy tontolo iainana 5- Lesona Sekoly Sabata

January 21, 2019 03:00

1- Matokia Azy na sarotra aza ny manjo / 2- Andraikitra eo amin'ny fiaraha-monina / 3- Nifidy ho ralahina sy ho anadahinao Jesosy / 4- Voly voatabia / 5- Ilay fivoriana tany an' efitra misy ny seza fiandrianana any an-danitra

1-Hafatra ho anao 2- Sakafo ara-pahasalamana 3- Toriteny 4- Korina an-kira 5- Lesona Sekoly Sabata

January 20, 2019 03:00

1- Aza be fanahiana / 2- Soupe anan'ambo sy legume / 3- Tena avy Izy / 4- Ny fiavian'I Jesosy / 5- Ao amin'ny efitra misy ny seza fiandrianana any an-danitra

01_Hafatra ho anao - 02_Talilioamiko ny Baiboly - 03_Toriteny - 04_Fianarana Baiboly - 05_Lesona sekoly Sabata

January 19, 2019 03:00

01_Tsy irery ianao / 02_II Samoela / 03_Lalàn'ny fahasoavana / 04_Mombany ho avinao fiz 2 / 05_Ny @ ilay zanak'ondry

01_Hafatra ho anao - 02_Tsara ho fantatra - 03_Toriteny - 04_Fiainam-pianakaviana - 05_Lesona sekoly Sabata

January 18, 2019 03:00

01_Ao @ Andriamanitra irery no misy fiainana / 02_Ny fanindry (Vorona) / 03_Miambena / 04_Ny antso an-telefona / 05_Ny hafatr'i Jesosy Kristy ho an'ireo fiangonana fito (fianrana fanampiny)

01_Hafatra ho anao - 02_Asa sy tontolo iainana - 03_Toriteny - 04_Harena ny fahasalamana - 05_Lesona sekoly Sabata

January 17, 2019 03:00

01_Manefy anao ho mafy ny zava-tsarotra lalovanao / 02_Concombre / 03_Manaiky ny ho ateraka indray / 04_Volo fiz 1 / 05_Ireo Kristiana tao @ fiangonan'i Laodikia

1 - Hafatra ho anao 2 - Ankizy mahay mankatoa 3 - Toriteny 4 - Tanora mandray andraikitra 5 - Lesona Sekoly Sabata

January 16, 2019 03:00

1 - Ampy ho anao ny fahasoavako / 2 - Mahay mankasitraka / 3 - Fikasihana fanindroany / 4 - Fitondran-tena modely / 5 - Ny hafatr'i Jesosu hoan'ny fiangonana any Filadelfia

1 - Hafatra ho anao 2 - Fahasalamana 3 - Toriteny 4 - Fanabeazana 5 - Lesona Sekoly Sabata

January 15, 2019 03:00

1 - Mahaiza mankasitraka ny bitika indrindra / 2 - Fisorohana tazomoka eo amin'ny zaza / 3 - Voavonjy tamin'ny ora farany / 4 - Ny dingam-pivoaran'ny zaza 7 - 12 taona 1 / 5 - Ny hafatr'i Jesosy hoan'ny fiangonana tany Sardisy

1-Hafatra ho anao 2- fahaiza-miaina 3- toriteny 4- Asa sy tontolo iainana 5- Lesona Sekoly Sabata

January 14, 2019 03:00

1- Ao anatin'ny haizina no ahitana ny kintana / 2- Andraikitra fanampiana ny olona rehetra ho an'ny tanora / 3- Maniry ny ho sakaizanao Jesosy / 4- Natumad- Fandonahana ny tany 02 / 5- Ny hafatry Jesosy ho an'ny fiangonana Tiatira

1-Hafatra ho anao 2- Sakafo ara-pahasalamana 3- Toriteny 4- Feon'ny mpihaino 5- Lesona Sekoly Sabata

January 13, 2019 03:00

1- Ny adala no manao anakam-po hoe tsy misy Andriamanitra / 2- Jus voatango / 3- Izay ialain'I Jehovah / 4- Razafimalala Josephine & Ravaosolo Yvonne (Fijoroana vavolombelona) / 5- Ny hafatry Jesosy ho an'ny Fiangonana any Smyrna sy Pergamosy

01_Hafatra ho anao - 02_Talilio amiko ny baiboly - 03_Toriteny - 04_Fianarana Baiboly - 05_Lesona sekoly Sabata

January 12, 2019 03:00

01_Manantena lanitra vaovao sy tany vaovao / 02_II Samoela 10 / 03_Lalàn'ny fahasoavana 1 / 04_Momba ny ho avinao / 05_NY HAFATR’I JESÔSY HO AN’NY FIANGONANA FITO

01_Hafatra ho anao - 02_Tsara ho fantatra - 03_Toriteny - 04_Fiaianam-pianakaviana - 05_Lesona sekolySabata

January 11, 2019 03:00

01_Ankino @ Jehovah ny asanao / 02_Ny ambodia / 03_Sambatra izay voavela heloka / 04_Ny herin'ny heritreritra / 05_I JESÔSY TEO AFOVOAN'NY FANAOVAN-JIRO FITO fianarana fanampiny

01_Hafatra ho anao - 02_Asa sy tontolo iainana - 03_Toriteny - 04_Harena ny fahasalamana - 05_Lesona sekoly Sabata

January 10, 2019 03:00

01_Zay mahatoky @ kely no mpanapaka ny be / 02_Karoty / 03_Mitandrina ny didin'Andriamanitr / 04_Ny Ati-doha 2 / 05_NY HAFATR’ANDRIAMANITRA HO AN’NY FIANGONANA ANY EFESOSY (Apôk. 2:1–4)

1 - Hafatra ho anao 2 - Ankizy mahay mankatoa 3 - Toriteny 4 - Tanora mandray andraikitra 5 - Lesona Sekoly Sabata

January 09, 2019 03:00

1 - Manampy anao hatrany Andriamanitra / 2 - Mhaiza miandry / 3 - Fikasihana fanindroany / 4 - Azamanao tsobo-dranon-dRamiangaly / 5 - IREO FIANGONANA FITO

1 - Hafatra ho anao 2 - Fahasalamana 3 - Toriteny 4 - Fanabeazana 5 - Lesona Sekoly Sabata

January 08, 2019 03:00

1 - Halaviro ny ratsy ka manaova soa / 2 - Fisorohana tazomoka eo amin'ny vehivavy bevohoka / 3 - Miankina amin'ny herin'Andriamanitra / 4 -Mifampiankina ny fanabeazana sy ny lalao 1 / 5 - I JESOSY SY IREO FANAOVAN-JIRO / VOLAMENA FITO

1-Hafatra ho anao 2- Fahaiza-miaina 3- Toriteny 4- Asa sy tontolo iainana 5- Lesona Sekoly Sabata

January 07, 2019 03:00

1- Jehovah mahalala izay mahasoa / 2- Ny anjara asan'ny tanora eo amin'ny firaisan-kina / 3- Miteny aminao Jesosy / 4- Fandonahana ny tany 01 / 5- Tamin'ny andron'ny Tompo

1- Hafatra ho anao 2- Sakafo ara-pahasalamana 3- Toriteny 4- Feon'ny mpihaino 5- Lesona sekoly Sabata

January 06, 2019 03:00

1- Tena tia antsika Andriamanitra / 2- Patr sosety / 3- Vaovao / 4- Razafimalala Josephine & Ravoasolo Yvonne (Fijoroana Vavolombelona) / 5- I Jaona tao Patmo

01_Hafatra ho anao - 02_Talilio amiko ny Baiboky - 03_Toriteny - 04_Fianarana Baiboly - 05_Lesona sekoly Sabata

January 05, 2019 03:00

01_Mandehana @ fahendrena,araraoty ny andro / 02_II Samoel 07 / 03_Lalàn'ny fahafahana 2 / 04_Dingana telo hamonjena antsika / 05_Jesôsy teo afovoan'ny fanaovan-jiro fito